| Entrée | mandohalika (lohalika) | ||||||||
| Partie du discours | verbe actif | ||||||||
| Mampijoro ny tena eo ambonin' ny ampelan-dohalika, ny ranjo amin' izany miforitra ka mitsotra any aoriana [1.1] | |||||||||
| To kneel [1.7] | |||||||||
| S'agenouiller [1.8] | |||||||||
| Exemples | Isaky ny nanolotra ny anjara asa vitany ny tsirairay, dia nitety ilay roa metatra vitany, tsy mitsangana fa mandohalika ao anaty rano.
[2.472] | ||||||||
| Morphologie |
| ||||||||
| Mis à jour le 2023/01/20 |
|