| Entrée |
mandoa
(loa)
|
| Partie du discours | verbe actif
|
| | Mamoaka zavatra nohanina amin' ny vava indray: Mandoa matetika ny marary [1.1]
|
| | To vomit [1.7]
|
| | Vomir [1.3, 1.8]
|
| Vocabulaire |
| Exemples | Mandoa matetika ity marary ity (Ce malade vomit souvent)
[1.3]
|
| Morphologie |
| Présent : |
mandoa |
| Passé : |
nandoa |
| Futur : |
handoa |
| Impératif : |
mandoava |
|
|
| Entrée |
mandoa
(loa)
|
| Partie du discours | verbe actif
|
| | Manefa: Mandoa trosa [1.1]
|
| | To pay [1.7]
|
| | Payer [1.3, 1.8]
|
| | Rembourser, restituer [1.3]
|
| Exemples |
| 1 | Mandoa hàba ny mpivarotra rehetra (Tous les marchands paient patente)
[1.3]
|
| 2 | Mandoa 1000 ariary izay tratra tsy nandoa ny anjarany.
[2.508]
|
|
| Morphologie |
| Présent : |
mandoa |
| Passé : |
nandoa |
| Futur : |
handoa |
| Impératif : |
mandoava |
|
|