Entrée | mandihy (dihy) | ||||||||
Partie du discours | verbe actif | ||||||||
Explications en malgache | Mampihetsika ny tongotra sy ny tanana miaraka amin' ny amponga sy ny zavamaneno mampientanentana: Faly loatra izy ka rafitra nandihy [1.1] | ||||||||
Explications en anglais | To dance [1.2, 1.7] | ||||||||
Explications en français | Danser [1.8] | ||||||||
Exemples | Akoho lahy mihehy lavenona ireny, ka mandihy ambony fasan-drazana.
[2.472] | ||||||||
Morphologie |
| ||||||||
Mis à jour le 2023/05/16 |
![]() |