Entrée |
mandavantaona
|
Partie du discours | adjectif
|
Explications en malgache | Mandritra ny taona manontolo Maharitra ela tsy an-kijanona [1.1]
|
| Tsy mitsahatra mandritra ny taona [1.13]
|
Explications en français | Passer l’année à, durant l'année [1.3]
|
| Qui dure toute l'année, qui sévit toute l'année, permanent [1.13]
|
Vocabulaire |
Exemples |
1 | Dia ho Noely lava mandavan-taona ny fiainako
[2.285]
|
2 | Dia lany andro mikarokaroka eo mandavan-taona
[1.436]
|
3 | Ary ny fiarahana mandavan-taona dia mampiray fitiavana sy fankahalana?
[2.5]
|
|
Synonymes | |
|