Entrée | mandany (lany) | ||||||||
Partie du discours | verbe actif | ||||||||
Explications en malgache | Mihinana: Mandany vary intelon' ny kapoaka isan' andro izy Mandritra: Mandany vola betsaka ny fanaovan-trano ankehitriny Manapitra: Handany ny volana Avrily any Toamasina izahay Manary: Nandany ny androko ny fiandrasako anao. [1.1] | ||||||||
Explications en anglais | To spend, to consume; to agree; to be allowed to suckle at will, as a young calf [1.2] | ||||||||
To use up, to consume [1.7] | |||||||||
Explications en français | épuiser; consommer; agréer, approuver [1.8] | ||||||||
Dépenser [1.13] | |||||||||
Morphologie |
| ||||||||
Mis à jour le 2023/09/25 |
![]() |