|
|
|
|

Entrée mandambolambo (lambolambo (lambo))
Partie du discours verbe actif
 Mandama: Mandambolambo ny ampiantany amin' ny hazofisaka
Manafosafo amin' ny tanana: Isaky ny mihetsika izao, mandambolambo ny volombavany Rangahy io
Manambitamby: Fantatro ny hevitrao ianao mandambolambo ahy io [1.1]
 To smooth, to polish; to caress [1.7]
 Lisser, polir; caresser avec la main [1.8]
Morphologie 
Présent : mandambolambo
Passé : nandambolambo
Futur : handambolambo
Impératif : mandambolamboa

Mis à jour le 2023/01/20