| Entrée |
mandalo
|
| Partie du discours | nom
|
| | Aretin-kibo tsy mivalana tonga tampoka, izay mampijaly fatratra fa mitangolika toy ny ho tapaka ny tsinay; (nisy mandalo roa fantatry ny Ntaolo: ny mandalo noana izay mpahazo raha mbola tsy nihinana na inona na inona, ary ny mandalo voky rehefa avy nihinana) [1.1]
|
| Vocabulaire |
|
| Entrée |
mandalo
(lalo)
|
| Partie du discours | verbe actif
|
| | Mandeha haingana, miserana, mihelina: Mandalo ihany ny hatanorana Tonga kelikely dia lasa, tsy mitoetra ela: Nandalo tao antanàna izy tamin'ny herinandro lasa Mandeha eo akaiky nefa tsy miditra: Aza mandalo tanà-misy havana [1.1]
|
| | To pass by [1.2]
|
| | Passer auprès de [1.196]
|
| Morphologie |
| Présent : |
mandalo |
| Passé : |
nandalo |
| Futur : |
handalo |
| Impératif : |
mandalova |
|
| Synonymes | ~ ~ ~ ~ ~ |
|