| Entrée |
manavina
(avina)
|
| Partie du discours | verbe actif
|
| | Mandeha mamonjy raharaha; manontany zavatra tiana ho fantatra na hofotorana; mandeha mankany ifotony mba hijery akaiky: Lasa nanavin-draharaha' any ambonivohitra izy [1.1]
|
| | To go to inquire into; to renew an enquiry or search; to call on for the purpose of an enquiry. [1.2]
|
| Exemples | Tonga manavina any aminy matetika Rajohnson, ka manontany izay fara-heviny, nefa tsy hita hantenaina, tsy Iasa hafoy, fa andrasan-dava izao.
[2.285]
|
| Morphologie |
| Présent : |
manavina |
| Passé : |
nanavina |
| Futur : |
hanavina |
| Impératif : |
manavena |
|
|