| Entrée | manatakolaka (takolaka) | ||||||
| Partie du discours | verbe actif | ||||||
| Mitily, mihaino (olona) amim-pitampifiana ao ambadiky ny zavatra iray mba tsy ho hita: Nisy olona nanakolaka anao teny an-tsena fa tsy tsikaritrao Misafelika, mihodivitra: Nanakolaka ny tranonay Ikoto mba hanampoka anay [1.1] | |||||||
| Morphologie |
| ||||||
| Synonymes | manakolaka | ||||||
| Mis à jour le 2023/01/20 |
|