Entrée | manasoa (soa) | ||||||||
Partie du discours | verbe actif | ||||||||
Manao soa: Manasoa ny mpiara-belona aminy Rangahy io Mitahy, manampy, manambina: Hanasoa anareo anie ny any ambony [1.1] | |||||||||
To beautify; to do good to; to benefit [1.7] | |||||||||
Embellir; faire du bien à; favoriser [1.8] | |||||||||
Exemples |
| ||||||||
Morphologie |
| ||||||||
Mis à jour le 2023/01/20 |
![]() |