| Entrée | manaraka (araka) | ||||||||
| Partie du discours | verbe actif | ||||||||
| Manjohy: Mitomany hanaraka an-dreniny Ikotokely Manao araka ny..,, mitandrina, manatanteraka: Manaraka ny didin' Andriamanitra Mandeha amin' ny lavan' ny, sisin' ny, moron' ny: Mandehana manaraka ny valamparia Tsy manohitra fa manao araka ny...: Manaraka ny fitongilanan-dratsy Momba ny..., miandany amin' ny,..: Manaraka ny fampianaran' i Bouddha Avy aoriana, mandimby: Manaraka ny lohataona ny fahavaratra Vokatry ny: Manaraka ny heloka ny sazy Manao tahaka, maka tahaka: Tsarovy fa hanaraka ny hataonao ny zanakao Miady mba hahazo, mitaky amin' ny alalan' ny fitsarana: Tsy misy mahadiso ahy raha manaraka ny anjara lovako aho. [1.1] | |||||||||
| To follow, to pursue; to obey, to agree to, to prosecute. [1.2] | |||||||||
| To follow; to obey; to prosecute [1.7] | |||||||||
| Suivre; obéir; poursuivre [1.8] | |||||||||
| Exemples |
| ||||||||
| Morphologie |
| ||||||||
| Entrée | manaraka | ||||||||
| Partie du discours | verbe actif | ||||||||
| [Sihanaka] Mitaratra tantely [1.78] | |||||||||
| Mis à jour le 2023/10/25 |
|