| Entrée | manao toton' omby bory | |
| Partie du discours | locution | |
| Mots élémentaires | manao, toto, omby, bory | |
| Enti-milaza ny fanaovana letrezana, na fisisihana amim-pahamaikana tsy misy hataka andro; manao an' aina sy kitoatoa; manao an-drezatra na an' aina ary tsy am-piheverana [1.1] | ||
| Mis à jour le 2025/10/11 |
|