Entrée | manao hitsin-dalana | |
Partie du discours | locution | |
Mots élémentaires | manao, hitsindalana | |
Explications en malgache | Tsy manaraka ny tena lalana fa manavatsava sy manitsy amin' izay akaiky Entina milaza koa ny ankizy tsy mahalala fomba izay mandeha manitsy avy hatrany na misy olona na tsia eo anoloany [1.1] | |
Mis à jour le 2023/11/20 |
![]() |