| Entrée | manao fe manao | |
| Partie du discours | verbe actif | |
| Mots élémentaires | manao, fe | |
| Zara raha manao, manao tsy zarizary. (Tsara homarihina fa ity teny itỳ dia mifanohitra amin' ilay teny hoe: "dia", izay mitovy fampiasa indrindra aminy fa ny heviny kosa mifanohitra amin' ny azy: Manao dia manao: tena manao marina tokoa) [1.1] | ||
| To just do something, to do something without care or zeal [1.7] | ||
| Faire à peu près, par manière d’acquit [1.3] | ||
| Faire une chose comme-ci comme-çà [1.8] | ||
| Antonymes | manao dia manao | |
| Mis à jour le 2023/01/01 |
|