| Entrée |
manantitrantitra
(antitrantitra (antitra))
|
| Partie du discours | verbe actif
|
| | Manamafy, manizingizina: Tsy vizana ny manantitra aminareo ny maha-tsara ny asa aho [1.1]
|
| | Mamerimberina, manamafy [1.13]
|
| | Insister [1.13]
|
| Exemples |
| 1 | Amin' ity tononkalo voalohany ity, ny mpanoratra dia manantitrantitra fa mampiavaka ny olombelona amin' ny biby ny fanantenana.
[2.314]
|
| 2 | Manantitrantitra aho fa tsy nalefan' ny Fiangonana handeha fotsiny any ny olona sahirana ka tsy nomeny fitaovana enti-miady amin' ny fiainana.
[1.369]
|
|
| Morphologie |
| Présent : |
manantitrantitra |
| Passé : |
nanantitrantitra |
| Futur : |
hanantitrantitra |
| Impératif : |
manantitrantera |
|
|