| Entrée |
manandratra
(sandratra)
|
| Partie du discours | verbe actif
|
| | Manainga ho ambony: Manandra-tanana Mampanehoeho, manome laza: Izay manandra-tena dia haetry [1.1]
|
| | To lift up : to promote to a higher position or dignity [1.7]
|
| | Soulever; promouvoir en grade ou dignité [1.8]
|
| Exemples | Mitoka-toerana ny lehilahy sy ny vehivavy ary samy manandratra izay ho afany, na vavaka iaraha-manao izany na hira iaraha-miredona;
[2.470]
|
| Morphologie |
| Présent : |
manandratra |
| Passé : |
nanandratra |
| Futur : |
hanandratra |
| Impératif : |
manandrata |
|
|