Entrée | manakivy (kivy) | ||||||||
Partie du discours | verbe actif | ||||||||
Manao izay hahakivy, mahatonga ho kivy, ketraka, rera-po: Tsy nisy nanakivy azy velively fa izy no efa tsy tia io osa io ka nametra-pialana [1.1] | |||||||||
To discourage [1.7] | |||||||||
Décourager [1.3, 1.8] | |||||||||
Déconcerter, dégoûter [1.3] | |||||||||
Exemples | Tsotra fotsiny, mino aho fa tsy zontsika ny manakivy ny olona.
[1.369] | ||||||||
Morphologie |
| ||||||||
Mis à jour le 2023/01/20 |
![]() |