| Entrée | manakimpy (kimpy) | ||||||||
| Partie du discours | verbe actif | ||||||||
| Manakombona ny hodimaso ka manjary tsy mahita ny maso: Manakimpy ny masony havia izy [1.1] | |||||||||
| Fermer les yeux [1.3] | |||||||||
| Exemples | Tsy hitako izay hahafahako, ka sady miady amin' ny hivihivy no manakimpy maso aho no misotro, nisotro kely araka izay azo atao.
[2.4] | ||||||||
| Morphologie |
| ||||||||
| Mis à jour le 2024/02/27 |
|