| Entrée |
manakatra
(takatra)
|
| Partie du discours | verbe actif
|
| | Miezaka hahatratra zavatra ambony toerana ka manatsotra ny sandry: Manakatra sary ~ Tsy afaka hanakatra izany ny sainao [1.1]
|
| | To try the depth of water; to try to reach up to something [1.7]
|
| | Sonder la profondeur de l'eau; chercher à atteindre [1.8]
|
| Exemples |
| 1 | Ahafahana manakatra izany na dia ny anarana iantsoana ihany aza.
[2.606]
|
| 2 | tsy maintsy natao izay hahazoan' ny sain' ny olona tamin' izany manakatra azy.
[1.369]
|
|
| Morphologie |
| Présent : |
manakatra |
| Passé : |
nanakatra |
| Futur : |
hanakatra |
| Impératif : |
manakara |
|
|