| Entrée | manakaiky (akaiky) | ||||||||
| Partie du discours | verbe actif ou adjectif | ||||||||
| Manatona eo anila: Aza manakaiky ny afo sao may Manatona (arapotoana): Efa manakaiky ny iohataona Mandroso mankamin' ny toerana iray: Loza fa efa manakaiky, hono, ny fahavalo Manahatahaka: Manakaikikaiky kokoa ny mena noho ny fotsy ny mavokely Tsy lavitra: Manakaiky ny sekoly ny tranonay [1.1] | |||||||||
| To draw near to, to approach. [1.2, 1.7] | |||||||||
| S'approcher de; approcher [1.8] | |||||||||
| Exemples | Somary nanakaiky arabe ny lalany.
[2.472] | ||||||||
| Morphologie |
| ||||||||
| Autres orthographes | manakeky | ||||||||
| Exemples | Somary nanakaiky arabe ny lalany.
[2.472] | ||||||||
| Morphologie |
| ||||||||
| Autres orthographes | manakeky | ||||||||
| Mis à jour le 2023/04/09 |
|