Entrée |
manadio
(dio)
|
Partie du discours | verbe actif
|
Explications en malgache | Manala loto: Manadio tanàna Manala pentina: Manadio ny fanahy ny sakramenta sasany [1.1]
|
Explications en anglais | Same as mandio and more frequently used
[1.2]
|
Explications en français | Nettoyer; purifier [1.13]
|
Exemples |
1 | aoly ny manadio ny lobolobo.
[2.442]
|
2 | Misy asidra ireo raviny ka tena manadio.
[2.356]
|
3 | ary asaina manadio ny làlana na ny tokotanin' olona izay nolotoiny.
[1.123]
|
|
Morphologie |
Présent : |
manadio |
Passé : |
nanadio |
Futur : |
hanadio |
Impératif : |
manadiova |
|
Autres orthographes |
|