| Entrée | manaboabo (aboabo (abo)) | ||||||||
| Partie du discours | verbe actif | ||||||||
| Manavoavo, manaingainga, manambonimbony: tsy mety ny manaboabo olona mpamita-bahoaka tahaka ireny Midera fatraira, manome voninahitra lehibe, mankalaza izaitsizy: nanaboabo ny filoham-pirenena ny vahoaka Manondrotra, mampakatra, manovona: amin' ny taona ambony izahay no hanaboabo ny tranonay [1.1] | |||||||||
| To elevate, to raise higher, to honour, to exalt. [1.2] | |||||||||
| Vanter, exalter [1.3] | |||||||||
| Morphologie |
| ||||||||
| Mis à jour le 2023/04/04 |
|