| Entrée | mampitaha (taha) | ||||||
| Partie du discours | verbe actif | ||||||
| Mampifanatrika zavatra na olona roa ka tombanana iza no isaratsara kokoa amin' izy ireo: Andeha hampitaha lakana sy zahatra ve ianao? [1.1] | |||||||
| To compare one thing with another [1.7] | |||||||
| Comparer, faire confronter [1.8] | |||||||
| Exemples | Mandanja, mampitaha, mifantina : izany no ataontsika hatrany hatrany.
[1.379] | ||||||
| Morphologie |
| ||||||
| Mis à jour le 2023/01/20 |
|