| Entrée | mampirina (ampirina) | ||||||||
| Partie du discours | verbe actif | ||||||||
| Mandamina, mandahatra: Mampirin-trano isa-maraina izy Mametraka amin' ny toerany avy: Andraso fa mbola hampirina ireto bokiko ireto aho [1.1] | |||||||||
| To arrange, to tie up goods, etc., as in ampirina. [1.2] | |||||||||
| Exemples | Koa izay rehetra te-handeha modia mampirina ny zavany, ary manamboatra izay vàtsy sy zavatra ho entiny.
[2.588] | ||||||||
| Morphologie |
| ||||||||
| Synonymes | manampirina | ||||||||
| Mis à jour le 2023/01/20 |
|