Entrée | mamotsy (fotsy) | ||||||||
Partie du discours | verbe actif | ||||||||
Manadio (metaly, nify ): Mamotsy sabatra Mitoto vary fanintelony (rehefa avy nanamaivoka dia nanatsaitsaika azy): Ndeha mamotsy vary rankizy [1.1] | |||||||||
To whiten. [1.2, 1.7] | |||||||||
Blanchir [1.8] | |||||||||
Exemples | Zava-baovao fehizay ny nahita zazavavy malagasy madio fitafiana sy tava, ary mamotsy hoho.
[2.649] | ||||||||
Morphologie |
| ||||||||
Mis à jour le 2023/01/20 |
![]() |