| Entrée |
mamotsifotsy
(fotsifotsy (fotsy))
|
| Partie du discours | verbe actif
|
| | Manao tsinontsinona, manamavo, manimbazimba [1.1]
|
| | To disregard, to speak lightly of. [1.2]
|
| | To express disdain; to denigrate [1.7]
|
| | Mépriser, dénigrer [1.8]
|
| Exemples | Notantarain-drangahy tamin'izay ny fomban'ireo an-driamanjaka teo aloha, sy ny fomban'ireo mpivavaka vaovao izay mitady handrava ny fanjakana noho izy mamotsifotsy
[2.298]
|
| Morphologie |
| Présent : |
mamotsifotsy |
| Passé : |
namotsifotsy |
| Futur : |
hamotsifotsy |
| Impératif : |
mamotsifotsia |
|
|