| Entrée |
mamongatra
(fongatra)
|
| Partie du discours | verbe actif
|
| | Mihady, mandoatra: Mamongatra harembe avy ao anaty tany ny mpihady volamena Mamohafoha: Tsy misy tsy misento raha mamongatra ny lasa [1.1]
|
| | Sortir, extraire, fouiller, déterrer, produire au jour ; faire revivre, exhiber, manifester, révéler [1.3]
|
| Exemples | Mahafinaritra ny mihaino tantara, fa hoatra ny mamongatra vola milevina.
[1.437]
|
| Morphologie |
| Présent : |
mamongatra |
| Passé : |
namongatra |
| Futur : |
hamongatra |
| Impératif : |
mamongàra |
|
| Autres orthographes |
|