| Entrée |
mamia
(fia)
|
| Partie du discours | verbe actif
|
| | Mangeja, mangia, mangehy, mamihina mafy: Mafy loatra no namiazako ilay voronkely ka maty tao anaty tanako tao ilay izy Mamoritra: Misy mamia voankazo hafa noho ny voaloboka hanaovana divay Manery, mamoritra: Aoka tsy hamia mafy loatra ny olom-pehezina ny mpitond ra [1.1]
|
| | To squeeze, to press. Used of holding fast to a person, or squeezing grapes, sponges, etc. [1.2]
|
| Exemples | Itompokovavy tsy mamia zana-borona: hianareo tsy maniry trafon' ombaìahy.
[2.857]
|
| Morphologie |
| Présent : |
mamia |
| Passé : |
namia |
| Futur : |
hamia |
| Impératif : |
mamiaza |
|
|