| Entrée |
mametsaka
(fetsaka)
|
| Partie du discours | verbe actif
|
| | Manjera, mandrodana Mampiavosa Mikopaka, mamely [1.1]
|
| | To strike, to beat [1.2]
|
| | Démolir, renverser, entasser, battre [1.3]
|
| Exemples | Tsy misy mahalala izay halatra nataony akory ireo, fa rehefa atao Jioe oainy, oainy, dia mametsaka izay mahita.
[1.437]
|
| Morphologie |
| Présent : |
mametsaka |
| Passé : |
nametsaka |
| Futur : |
hametsaka |
| Impératif : |
mametsaha |
|
| Synonymes | |
|
| Entrée |
mametsaka
(fetsaka)
|
| Partie du discours | verbe actif
|
| | Mamonto, mampangeniheny [1.1]
|
| | To moisten, to damp, to wet [1.2]
|
|