Entrée |
mamafy
(fafy)
|
Partie du discours | verbe actif
|
Explications en malgache | [Taisaka]
Manao fafy [1.78]
|
| Manapariaka voa mba hilevina ao anaty tany ka hitsimohany: Izay namafy voa tsara dia hioty voa tsara Manely hatraiza hatraiza: Randria no mamafy izany hevi-diso izany Mandanilany foana, mandany an-tetiny: Mamafy vola amin' ny zavatra tsinontsinona io lehilahy io [1.1]
|
| Manaparitaka na mametraka ny ambioka ao anaty tany [1.13]
|
Explications en anglais | To sow, to scatter, to disperse, to disseminate. [1.2]
|
Explications en français | Semer [1.13]
|
Vocabulaire |
Exemples | Ny Zokiolona rehetra, dia tsy maintsy samy mamafy rano daholo.
[2.245]
|
Morphologie |
Présent : |
mamafy |
Passé : |
namafy |
Futur : |
hamafy |
Impératif : |
mamafaza |
|
Synonymes | ~ ~ ~ ~ ~ |
|