| Entrée |
mamabo
(babo)
|
| Partie du discours | verbe actif
|
| | Maka ho babo: Tsy nitsahotra namabo ilay mpanjaka nandresy tamin' ny tanàna rehetra nolalovany Mandroba, mangalatra: Jiolahy no traira namabo tao Antsaha Maka ho onitsa, manosy: Ny fanjakana no namabo ny fananan' ireo tratra nikomy [1.1]
|
| | To capture, to seize as prey, to take captive, to carry off as spoil. [1.2]
|
| | Capturer, confisquer, piller [1.3]
|
| Exemples |
| 1 | Toy ilay mamabo jorery : ny feony mameno lohasaha;
[2.69]
|
| 2 | nefa ry zalahy any mamabo, fa isika tsy mahazo na inona na inona.
[2.324]
|
|
| Morphologie |
| Présent : |
mamabo |
| Passé : |
namabo |
| Futur : |
hamabo |
| Impératif : |
mamaboa |
|
| Autres orthographes |
|