| Entrée | maka rivotra | |
| Partie du discours | locution | |
| Mots élémentaires | maka, rivotra | |
| Mandeha amin' ny toeran-kafa iray mba hiova rivotra; mivoaka mba hiala sasatra kely eo anelanelan' ny fotoam-pianarana; miala sasatra fotoana fohy amin' ny toerana tsy mpisy ny tena [1.1] | ||
| To take exercise, seeking fresh air. [1.2] | ||
| Exemples | Dia nihevitra fa mety raha makarivotra ao Ilafy;
[2.59] | |
| Mis à jour le 2023/04/16 |
|