| Entrée | makadiribe | |
| Partie du discours | locution | |
| Mots élémentaires | makadiry, be | |
| Be vatana, vaventy: Bibilava makadiribe Ngezabe, goaibe Lehibe, malalaka: Hataoko inona itỳ akanjo makadiribe itỳ? [1.1] | ||
| Exemples | ireto trano vato sy trano biriky tany sy biriky tanimanga makadiribe manerana ny tanàna ankehitriny dia tsy hita teto tamin' izany.
[2.649] | |
| Synonymes | makadiry | |
| Mis à jour le 2024/01/11 |
|