| Entrée | mahoraka (horaka) | |
| Partie du discours | adjectif | |
| Re ombieny ombieny, resahin' ny olona izaitsizy, maresaka: Izany trondro ny tapany, olona ny tapany, izany indray izao no mahoraka [1.1] | ||
| To be noisy, to cry out; to be the talk of the town [1.7] | ||
| Qui fait du bruit, dont on parle ; en vogue [1.3] | ||
| Faire du bruit, criailler [1.8] | ||
| Mis à jour le 2023/01/20 |
|