Entrée | mahomby (omby) | ||||||||
Partie du discours | verbe actif | ||||||||
Explications en malgache | Maharesy, mandresy: Tsy hahomby ny zokinao akory inao, fa aza minaikanaika aminy Ambinina, mahavoa tsara, mahazo vokatra tsara, misy vokany tsara: Nahomby ny zokiko tamin' ny fanadinana ~ Tsy nahomby ny tetik' ireo nandroba tany Toamasina Mandaitra, afaka hanasitrana: Nahomby tokoa ny fanafody nomenao ahy fa vao nisotro eran' ny sotro aho dia nisinda ny aretin' andohako (raha misy matoanteny eo aoriany): afaka hanao (asa iray) tsara: Tsy mahomby miasa tany izy Tsara, vanona: Misaotra fa nahomby tokoa ny kilalaonareo, rankizy. [1.1] | ||||||||
Explications en anglais | To be able to do something, to be able to effect [1.2] | ||||||||
To be able to do it; to succeed [1.7] | |||||||||
Explications en français | être capable de faire une chose; réussir [1.8] | ||||||||
Morphologie |
| ||||||||
Mis à jour le 2023/06/12 |
![]() |