|
|
|
|

Entrée mahiratra (hiratra)
Partie du discours adjectif
 Mahita: Ny jamba sy ny mahiratra
Enti-milaza maso na saina mahita tsara, matsilo: Tsy azo fitahina iny fa olona mahiratra/ Mahira-tsaina
Enti-milaza mizana tsara izay mahita na dia lanjan-javatra faran' izay kely aza: Tsy misy tsy hitan' ny mizana mahiratra [1.1]
 To have one's eyes open; to be able to see [1.7]
  [1.8]

Entrée mahiratra
Partie du discours verbe actif
  [Taisaka] Mitandrina [1.78]

Mis à jour le 2023/08/11