Entrée | mahihitra (hihitra) | ||||
Partie du discours | adjectif | ||||
Fatrapanangom-bola, nefa tsy mampiasa izany fa mitahiry fotsiny, tsy mahafoy afa-tsy kely foana; sarotiny erỳ rehefa handany vola Jereo mahidy [1.1] | |||||
Stingy, avaricious [1.7] | |||||
Avare [1.3, 1.8] | |||||
Parcimonieux [1.3] | |||||
Ladre, sordide d'avarice [1.8] | |||||
Exemples |
| ||||
Synonymes | kahihitra | ||||
Mis à jour le 2023/01/20 |
![]() |