| Entrée | mahery an-joro | |
| Partie du discours | locution | |
| Mots élémentaires | mahery, zoro | |
| Ilazana ny akoho mamono ny namany ao am-pisoko, nefa nony any ivelany kanosa mandositra ny akoho hafa Olona mikitakita sy ratsy fitondra ny ao an-trano, nefa tsy mahasehaka firy amin' ny any ivelany [1.1] | ||
| Mis à jour le 2024/08/13 |
|