Entrée |
mahavokatra
(vokatra)
|
Partie du discours | verbe actif ou adjectif
|
| Afaka hahavokatra: Tany mahavokatra [1.1]
|
| Lonaka, zina [1.13]
|
| To yield, to bear fruit [1.7]
|
| Porter des fruits, produire [1.8]
|
| Productif, fertile [1.13]
|
| Qui peut accroître la production: Mahavokatra ny vary ny zezika (Les engrais accroissent la production du riz) [1.196]
|
Exemples |
1 | Tany mahavokatra ny manodidina ary misy tranomilina fanaovana tapioka ao.
[2.472]
|
2 | ny tany sasany dia be rano loatra, na kely rano loatra, ka tsy mahavokatra.
[1.357]
|
|
Morphologie |
Présent : |
mahavokatra |
Passé : |
nahavokatra |
Futur : |
hahavokatra |
|
Antonymes |
|