Entrée | maharikoriko (rikoriko) | |
Partie du discours | adjectif | |
Explications en malgache | Miteraka na mahatonga rikoriko, mahasosotra izaitsizy, mahalotika: Maharikoriko ny loton' itỳ zaza ~ Maharikoriko ahy ny toetran' iny olona tsy valahara iny [1.1] | |
Explications en anglais | Nauseating [1.7] | |
Mis à jour le 2023/01/20 |
![]() |