| Entrée | mafy vava | |
| Partie du discours | locution | |
| Mots élémentaires | mafy, vava | |
| Enti-milaza olona mahatana tsara ny vavany ka tsy mamindra amin' ny hafa ny teny henony; tsy mety milaza izay tsy tokony holazaina, mahafehy vava [1.1] | ||
| Mis à jour le 2023/01/01 |
|