|
|
|
|

Entrée lozoka
Partie du discours nom
  [Bezanozano] Efitra [1.78]
  [Sihanaka] Lavaka manodidina fiarovana tanàna [1.78]
  [Tanala] Lalan-tery, lalana ety dia ety [1.78]
 Zohy any ambanin' ny tany: Misy lozoka ao anilan' ny vatolampy ao. [1.1]
 A tunnel-like place of concealment, as in grass or bushes [1.7]
 Petite ouverture [1.3]
 Tonnelle ou tunnel, abri dans lequel on se place [1.8]

Entrée lozoka
Partie du discours nom
 Tsatokazo misy lavaka itsofohan' ny hidim-bavahady rehefa nohidiana ny vavahadim-bohitra fahizay, izay natao hidim-bala tsotra kosa ankehitriny [1.1]
 Poteaux garnis de trous destinés à recevoir des traverses, dont on se servait autrefois pour fermer les portes des villages, et qui servent aujourd’hui pour les parcs à boeufs [1.3]
Synonymes lovoka

Entrée lozoka
Partie du discours nom
 Filofosana amin' izay atao, fiezahana hahay fianarana [1.1]
 Application constante [1.3]

Mis à jour le 2025/02/03