Entrée | lomorina (lomotra) | |
Partie du discours | adjectif | |
Itakovanan' ny lomotra betsaka: Vato lomorina io fa aza hitsahina Entina hilazana koa ny toe-tsaina feno haratsiana sy tsy mba mivoatra: Toe-tsaina lomorina izany mihevitra ny Malagasy ho tsy maintsy miankin-doha lava amin' ny hafa izany [1.1] | ||
Moldy; overgrown with algae [1.7] | ||
Moisi; couvert de mousse [1.8] | ||
Mis à jour le 2023/01/20 |
![]() |