Entrée | lombombava | |
Partie du discours | nom | |
Mots élémentaires | lomboka, vava | |
[Betsileo] Fomba fisampin-damba manarona ny vava mba tsy tiana hahitan' ny olona ny fihetsiky ny vava na koa mba hoenti-maneso ny olona iresahana [1.1] | ||
Mis à jour le 2025/06/29 |
![]() |