Entrée |
loloha
(loha)
|
Partie du discours | nom
|
Explications en malgache | Fitondrana zavatra an-doha: Loloha kitay Fitindrana zavatra mitatao ambonin' ny loha: Loloha lanitra ka samy mitondra ny tandrifiny Ny havana akaiky izay sahirankirana na mananosarotra amin' ny fivelomana ka adidin' ny tena ny manohana azy: Lolohanao ireo antitra ireo ka tsy azonao ariana amin' olona. [1.1]
|
Explications en anglais | The act of carrying on the head; family responsibility [1.7]
|
Explications en français | Action de porter sur la tête [1.3, 1.8]
|
| Les proches parents qu'il faut assister [1.3]
|
| Devoir d'assister les proches parents [1.8]
|
Exemples | aza manary loloha fa hava'nao, hoy Andrimanelo tamy ny Halambo.
[2.48]
|
Dérivés |
|