|
|
|
|

Entrée lokanga
Partie du discours nom
Explications en malgache Zavamaneno malagasy mitovitovy amin' ny lokanga vazaha ihany, fa tsotra dia tsotra ny bikany; ny fikasohana dia atao amin' ny tsiraka taretra na tsiraka hodi-kazo toy ny lombiry, vihana; ditin-kazo manitra (ramy) no ahosotra ireo tadiny, izay misy 4 ka hatramin' ny 7 [1.1]
Explications en anglais A violin; any stringed instrument played with a bow [1.7]
Explications en français Violon, les instruments à corde dont on joue avec un archet [1.8]
Vocabulaire 
Exemples Ny lokanga no niasa matetika noho ny mozika taloha. [1.437]
Article 
Illustrations 

Mis à jour le 2025/04/28