| Entrée | loharano | |
| Partie du discours | nom | |
| Mots élémentaires | loha, rano | |
| Rano miboiboika avy ao anaty tany, izay rano avy amin' ny ranonorana naninteraka tany anaty tany ka mipoitra indray avy eo; ny loharano rehefa mitambatambatra amin' ny hafa no tonga sakeli-drano, dia renirano ary ony: Ao anaty lobolobo ao misy loharano Fototra iandohana, iavian' ny zavatra iray: Andriamanitra no loharanon' ny soa rehetra / Ny fianarana no loharano ipoiran' ny fandrosoana [1.1] | ||
| A spring of water [1.7] | ||
| Source [1.8] | ||
| Exemples | ka gaga Andrianampoinimerina raha vao nahita ny loharano tao Manohilahy
[2.48] | |
| Entrée | Loharano | |
| Partie du discours | nom propre (titre de livre) | |
| Sous-titre | T7 | |
| Auteur | Rabemiza Basile; Randrianasolo Joseph Labre; Rakotonjanahary Benoît; Randriambololona André; Razanamanana Marie Jeanne; Randrianirinasoa Jean Hippolyte | |
| Editions | 1996. Ambozontany. Largeur: 15cm. Hauteur: 22cm. Pages: 191. Analamahitsy. | |
| Tableaux et planches | Tous les titres | |
| Entrée | Loharano | |
| Partie du discours | nom propre (titre de livre) | |
| Sous-titre | T8 | |
| Auteur | Rakotonjanahary Benoît; Randrianasolo Joseph Labre; Razanamanana Marie Jeanne; Rabemiza Basile; Randrianirinasoa Jean Hippolyte; Randriambololona André; Ralambozafy Jean | |
| Editions | 1987. Ambozontany. Largeur: 15cm. Hauteur: 22cm. Pages: 192. Fianarantsoa. | |
| Tableaux et planches | Tous les titres | |
| Entrée | Loharano | |
| Partie du discours | nom propre (titre de livre) | |
| Sous-titre | T9 | |
| Auteur | Randriambololona André; Rabenandrasana Alfred; Randrianasolo Joseph Labre; Rafaralahimboa Henriette; Ralambozafy Jean; Rakotonjanahary Benoît; Rabemiza Basile | |
| Editions | 1988. Ambozontany. Largeur: 15cm. Hauteur: 22cm. Pages: 152. Fianarantsoa. | |
| Tableaux et planches | Tous les titres | |
| Entrée | Loharano | |
| Partie du discours | nom propre (journal) | |
| Auteur | Andrianjafitrimo Edouard, 1914 | |
| Vocabulaire | ||
| Tableaux et planches | Tous les titres | |
| Entrée | Loharano | |
| Partie du discours | nom propre (toponyme) | |
| Vocabulaire | ||
| Coordonnées | -25.0833333, 46.8166667
-24.7166667, 46.8833333 -22.6166667, 47.8666667 -21.95, 48.1 | |
| Toponymie | loha, rano | |
| Mis à jour le 2025/10/11 |
|