Entrée | lohamalemy | |
Partie du discours | nom | |
Mots élémentaires | loha, malemy | |
Ray faritra mihonankonana eo ampovoamboan' ny lohan' ny zaza, eo anelanelan' ny taolana amin' ny karandohany, izay mihafeno sy mihamafy tsikelikely araka ny fitomboan' ny taonany ka tsy hita intsony mihitsy aza rehefa lehibe izy fa mifangaro amin' ny taolandoha [1.1] | ||
Faritry ny lohan-jaza tsy mikatona ny taolana [1.13] | ||
Fontanelle [1.13] | ||
Vocabulaire | ||
Exemples | Ny lohamalemy dia ilay faritra malemy eo an-tampon-dohan'ny zaza vao teraka.
[2.424] | |
Synonymes | hevo | |
Mis à jour le 2023/05/19 |
![]() |