| Entrée |
lesoka
|
| Partie du discours | adjectif
|
| | Petaka (orona): Lesoka orona io zazavavy io no naharatsy azy Iva ary lempona, pepo, tsy feno: Misy lesoka eto ny lalotra ka amboary kely [1.1]
|
| | Sunken in the middle; flat-nosed [1.7]
|
| | Enfoncé au milieu; camus; creux [1.8]
|
| Exemples |
| 1 | Misy ny lesoka mila arenina.
[1.368]
|
| 2 | Izao anefa, manarina ny lesoka ny mpanakanto.
[2.445]
|
|
| Dérivés |
|
| Entrée |
lesoka
|
| Partie du discours | nom
|
| | Tsininy: Mahafinaritra be ohatrohatra ny lahateninao, fa ny hevitra no somary maivana: izay no lesoka aminy. [1.1]
|
|