Entrée | lelika | ||
Partie du discours | adjectif | ||
Explications en malgache | Tototra, voasarona: Lelika ny hady Feno: Leliky ny antsanga inty ny tanimbary Tsy mahalala ny fahorian' ny sasany intsony izy, fa efa leliky ny harena [1.1] | ||
Explications en français | Comblé, couvert: Lelika ny hady (Le fossé est comblé) ~ Leliky ny antsanga ny tanimbarinay (Notre rizière a été couverte par les alluvions) Comblé de biens, d'honneurs: Tsy mahatsiaro fahoriana izy, fa leliky ny vola (Il ne pense pas au malheur, parce qu'il a beaucoup d'argent) [1.3] | ||
Exemples | Ary ny tanimbary leliky ny fasika!
[2.470] | ||
Morphologie |
| ||
Dérivés |
| ||
Entrée | lelika | ||
Partie du discours | interjection | ||
Explications en français | Lelika an! Nom d'un chien! Zut, alors! Lelika maty itỳ ! Quel connard! Lelika lahy itỳ ! Quel connard! Salaud [...] Lelika vavy itỳ ! Quelle connasse! Sal [...] [texte complet dans 1.5] | ||
Mis à jour le 2024/12/04 |
![]() |